Joshua 24:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny vahoaka tamin’i Josoa: Tsia, fa NY TOMPO ihany no hotompoinay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny vahoaka tamin’i Jôsoe: «Tsia, fa hanompo an’i Iaveh izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny vahoaka tamin’i Josoa: –Tsia, fa ny TOMPO ihany no hotompoinay.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny vahoaka tamin'i Josoa: Tsia; fa Jehovah ihany no hotompoinay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny vahoaka tamin’i Josoa: Tsia, fa NY TOMPO ihany no hotompoinay.
malagasy
Dia hoy ny vahoaka tamin'i Josoa: Tsia; fa Jehovah ihany no hotompoinay.