Joshua 24:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: Vavolombelona ho an’ny tenanareo ianareo fa efa nifidy NY TOMPO hotompoinareo. Ary hoy ny olona: Eny, vavolombelona izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Jôsoe tamin’ny vahoaka: «Vavolombelona amin’ny tenanareo ianareo, fa nifidy an’i Iaveh hotompoina.» Hoy ny navaliny: «Vavolombelon’izany izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray i Josoa tamin’ny vahoaka: –Ny tenanareo ihany no vavolombelona fa efa nifidy ny hanompo ny TOMPO ianareo. Ka novalian’ny vahoaka hoe: –Eny, vavolombelon’izany izahay!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Josoa tamin'ny vahoaka: Vavolombelona ho an'ny tenanareo ianareo fa efa nifidy an'i Jehovah hotompoinareo. Ary hoy ny olona: Eny vavolombelona izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: Vavolombelona ho an’ny tenanareo ianareo fa efa nifidy NY TOMPO hotompoinareo. Ary hoy ny olona: Eny, vavolombelona izahay.
malagasy
Dia hoy Josoa tamin'ny vahoaka: Vavolombelona ho an'ny tenanareo ianareo fa efa nifidy an'i Jehovah hotompoinareo. Ary hoy ny olona: Eny vavolombelona izahay.