Joshua 24:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Arionareo ary ankehitriny ny andriamanitra hafa izay eo aminareo ka ampanatony NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, ny fonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ario àry amin’izao ny andriamani-kafa eo aminareo, ary avereno amin’i Iaveh Andriamanitr’i Israely ny fonareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nofaranan’i Josoa hoe: –Ankehitriny àry, esory ny andriamani-kafa izay eo anivonareo ka atodiho amin’ny TOMPO Andriamanitr’Israely ny fonareo.
Malagasy Bible 1865
Arionareo ankehitriny ary ny andriamani-kafa, izay eo aminareo. ka ampanatony an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ny fonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Arionareo ary ankehitriny ny andriamanitra hafa izay eo aminareo ka ampanatony NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, ny fonareo.
malagasy
Arionareo ankehitriny ary ny andriamani-kafa, izay eo aminareo. ka ampanatony an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ny fonareo.