Joshua 24:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao fanekena tamin’ny vahoaka i Josoa tamin’izany andro izany ka nanome azy lalàna sy didy tany Sekema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao fanekena tamin’ny vahoaka i Jôsoe tamin’izany andro izany ka nanome didy aman-dalàna azy ireo tao Sikema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany dia nanao fanekempihavanana tamin’ny vahoaka tao Sekema i Josoa, ka nanome azy fepetra amam-pitsipika.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nanao fanekena tamin'ny vahoaka Josoa tamin'izany andro izany ka nanome azy lalàna sy didy tany Sekema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao fanekena tamin’ny vahoaka i Josoa tamin’izany andro izany ka nanome azy lalàna sy didy tany Sekema.
malagasy
Ary dia nanao fanekena tamin'ny vahoaka Josoa tamin'izany andro izany ka nanome azy lalàna sy didy tany Sekema.