Joshua 24:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampodìn’i Josoa samy ho any amin’ny lovany avy ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampodin’i Jôsoe ny vahoaka samy ho any amin’ny lovany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia noravan’i Josoa ny vahoaka, ka samy niverina tany amin’ny zarataniny avy.
Malagasy Bible 1865
Dia nampodin'i Josoa ny vahoaka samy ho any amin'ny lovany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampodìn’i Josoa samy ho any amin’ny lovany avy ny vahoaka.
malagasy
Dia nampodin'i Josoa ny vahoaka samy ho any amin'ny lovany avy.