Joshua 24:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary taorianan’izany zava-nitranga rehetra izany dia maty i Josoa, zanak’i Nona, mpanompon’NY TOMPO, rehefa folo amby zato taona ny androny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka izany dia maty i Jôsoe, zanak’i Nona, mpanompon’i Iaveh, tamin’ny faha 110n’ny taonany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany zavatra izany, dia maty teo amin’ny faha-110 taonany i Josoa zanakalahin’i Nona sady mpanompon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany zavatra izany, dia maty Josoa, zanak'i Nona, mpanompon'i Jehovah, rehefa folo amby zato taona ny androny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary taorianan’izany zava-nitranga rehetra izany dia maty i Josoa, zanak’i Nona, mpanompon’NY TOMPO, rehefa folo amby zato taona ny androny.
malagasy
[Ny nahafatesan'i Josoa sy Eleazara, sy ny nandevenana ny taolan'i Josefa] Ary rehefa afaka izany zavatra izany, dia maty Josoa, zanak'i Nona, mpanompon'i Jehovah, rehefa folo amby zato taona ny androny.