Joshua 24:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naka an’i Abrahama razanareo avy tany andafin’ny ony Eofrata Aho ka nitondra azy nitety ny tany Kanana rehetra, dia nahamaro ny taranany ka nanome an’Isaka ho zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalaiko tany an-dafin’ny ony i Abrahama razanareo ary nentiko ho amin’ny tany Kanaana rehetra; nampitomboiko taranaka, ary nomeko an’i Isaaka izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Izaho no naka an’i Abrahama razambenareo avy tany am-pitan’ny ony Eofrata ary nitondra azy namakivaky ny tany Kanahàna manontolo sady nampahamaro ny taranany. Nomeko ho zanakalahin’i Abrahama i Itsehàka,
Malagasy Bible 1865
Dia naka an'i Abrahama razanareo avy tany an-dafin'ny Ony Aho ka nitondra azy nitety ny tany Kanana rehetra, dia nahamaro ny taranany ka nanome an'Isaka ho zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naka an’i Abrahama razanareo avy tany andafin’ny ony Eofrata Aho ka nitondra azy nitety ny tany Kanana rehetra, dia nahamaro ny taranany ka nanome an’Isaka ho zanany.
malagasy
Dia naka an'i Abrahama razanareo avy tany an-dafin'ny Ony Aho ka nitondra azy nitety ny tany Kanana rehetra, dia nahamaro ny taranany ka nanome an'Isaka ho zanany. [Eofrata]