Joshua 24:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanompo NY TOMPO ny Israely tamin’ny andro rehetra niainan’i Josoa sy tamin’ny andro rehetra niainan’ny loholona izay velona taorianan’i Josoa ka nahalala ny asa rehetra izay nataon’NY TOMPO ho an’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Israely nanompo an’i Iaveh, tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôsoe, sy tamin’ny andro rehetra niainan’ireo loholona, velona taorian’i Jôsoe, izay nahalala ny asa rehetra nataon’i Iaveh nanambinany an’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra ny andro rehetra niainan’i Josoa, dia nanompo ny TOMPO ireo Israelita; ary taorian’ny nahafatesan’i Josoa, dia nitohy izany nandritra ny andro rehetra niainan’ireo loholona izay nahita maso ny asa rehetra nataon’ny TOMPO ho an’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary nanompo an'i Jehovah ny Isiraely tamin'ny andro rehetra niainan'i Josoa sy tamin'ny andro rehetra niainan'ny loholona izay velona taorian'i Josoa ka nahalala ny asa rehetra izay nataon'i Jehovah ho an'ny Isiraely
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanompo NY TOMPO ny Israely tamin’ny andro rehetra niainan’i Josoa sy tamin’ny andro rehetra niainan’ny loholona izay velona taorianan’i Josoa ka nahalala ny asa rehetra izay nataon’NY TOMPO ho an’ny Israely.
malagasy