Joshua 24:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia maty koa i Eleazara, zanak’i Arona, ka naleviny teo amin’ny havoanan’i Finehasa zanany izay nomena azy tany amin’ny tany be havoana any Efraima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia maty i Eleazara zanak’i Aarôna, ka nalevina tao Gabaà, tanànan’i Finea zanany, izay nomena azy ao amin’ny tendrombohitr’i Efraima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maty koa i Elehazara zanakalahin’i Aharôna ka nalevina tao amin’ny havoana izay nomena an’i Pinehasa zanany lahy, tany amin’ny tendrombohitr’i Efraîma.
Malagasy Bible 1865
Dia maty koa Eleazara, zanak'i Arona, ka naleviny teo amin'ny havoan'i Finehasa zanany, izay nomena azy tany amin'ny tany havoan'i Efraima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia maty koa i Eleazara, zanak’i Arona, ka naleviny teo amin’ny havoanan’i Finehasa zanany izay nomena azy tany amin’ny tany be havoana any Efraima.
malagasy
Dia maty koa Eleazara, zanak'i Arona, ka naleviny teo amin'ny havoan'i Finehasa zanany, izay nomena azy tany amin'ny tany havoan'i Efraima.