Joshua 24:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Isaka koa dia nomeko an’i Jakoba sy i Esao ho zanany; ary nomeko ho lovan’i Esao ny tendrombohitra Seìra; fa i Jakoba sy ny taranany kosa dia nankany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Isaaka dia nomeko an’i Jakôba sy ny zanany nidina nankany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nomeko ho zanakalahin’i Itsehàka kosa i Jakôba sy i Hesao. Natolotro ho fananan’i Hesao ny faritra havoan’i Sehîra; fa i Jakôba sy ny zanany kosa nidina tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary Isaka koa dia nomeko an'i Jakoba sy Esao ho zanany; ary nomeko ho lovan'i Esao ny tendrombohitra Seira; fa Jakoba sy ny taranany kosa nankany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Isaka koa dia nomeko an’i Jakoba sy i Esao ho zanany; ary nomeko ho lovan’i Esao ny tendrombohitra Seìra; fa i Jakoba sy ny taranany kosa dia nankany Ejipta.
malagasy
Ary Isaka koa dia nomeko an'i Jakoba sy Esao ho zanany; ary nomeko ho lovan'i Esao ny tendrombohitra Seira; fa Jakoba sy ny taranany kosa nankany Egypta.