Joshua 24:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana i Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, ka niady tamin’ny Israely; dia nandefa iraka haka an’i Balama, zanak’i Beora, izy, hanozona anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsangana i Balàka, zanak’i Sefôra, mpanjakan’i Moaba, ka niady tamin’i Israely; nampiantso an’i Balaama zanak’i Beôra izy hanozona anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitsangana koa i Balàka, zanakalahin’i Tsipôra sady mpanjakan’i Môaba, ka niady taminareo. Nampiantso an’i Bilehama zanakalahin’i Behôra izy hanozona anareo;
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana Balaka, zanak'i Zipora, mpanjakan'i Moaba, ka niady tamin'ny Isiraely; dia naniraka ka nampaka an'i Balama, zanak'i Beora, izy hanozona anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana i Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, ka niady tamin’ny Israely; dia nandefa iraka haka an’i Balama, zanak’i Beora, izy, hanozona anareo.
malagasy
Dia nitsangana Balaka, zanak'i Zipora, mpanjakan'i Moaba, ka niady tamin'ny Isiraely; dia naniraka ka nampaka an'i Balama, zanak'i Beora, izy hanozona anareo.