Joshua 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifoha vao maraina i Josoa ary izy sy ny Zanak’Israely rehetra dia niala tany Sitima ka nankany Jordana ary nitoetra teo izy aloha vao nita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nifoha maraina koa i Jôsoe, ka niala tany Setima izy mbamin’ny zanak’i Israely rehetra; nony tonga tao Jordany izy ireo dia nijanona teo, alohan’ny hitana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso dia nifoha vao maraina i Josoa mbamin’ireo Israelita rehetra ka nandao ny tobin’i Sitima ary nankany amoron’i Jôrdàna, dia nijanona teo alohan’ny hiampitany.
Malagasy Bible 1865
Dia nifoha maraina koa Josoa; ary ny olona dia niala tany Sitima ka nankany Jordana, dia Josoa sy ny Zanak'Isiraely rehetra, ary nitoetra teo izy aloha vao nita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifoha vao maraina i Josoa ary izy sy ny Zanak’Israely rehetra dia niala tany Sitima ka nankany Jordana ary nitoetra teo izy aloha vao nita.
malagasy
[Ny nitan'ny Zanak'Isiraely an'i Jordana, sy ny tsangam-bato nataony tao Gilgala, ary ny tahotry ny Amorita sy ny Kananita tamin'izany] Dia nifoha maraina koa Josoa; ary ny olona dia niala tany Sitima ka nankany Jordana, dia Josoa sy ny Zanak'Isiraely rehetra, ary nitoetra teo izy aloha vao nita.