Joshua 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, mandroso eo alohanareo ao anatin’i Jordana izao ny vata misy ny faneken’ny Tompon’ny tany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro handroso eo alohanareo ao anatin’i Jordany ny fiaran’ny faneken’ilay Tompon’ny tany rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ilay Tompon’ny tany rehetra handroso eo alohanareo ao Jôrdàna.
Malagasy Bible 1865
Indro, ny fiaran'ny faneken'ny Tompon'ny tany rehetra no mandroso eo alohanareo ho eo Jordana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, mandroso eo alohanareo ao anatin’i Jordana izao ny vata misy ny faneken’ny Tompon’ny tany rehetra.
malagasy
Indro, ny fiaran'ny faneken'ny Tompon'ny tany rehetra no mandroso eo alohanareo ho eo Jordana;