Joshua 3:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, makà lehilahy roa amby folo amin’ny fokon’ny Israely ho anareo, dia iray avy isam-poko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa ankehitriny mangalà roa ambin’ny folo lahy amin’ny fokon’i Israely, dia lehilahy iray avy isam-pokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny, mifidiana 12 lahy eo aminareo. iray avy isaky ny foko israelita.
Malagasy Bible 1865
koa ankehitriny mangalà lehilahy roa ambin'ny folo amin'ny firenen'Isiraely ho anareo, dia iray avy isam-pirenena;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, makà lehilahy roa amby folo amin’ny fokon’ny Israely ho anareo, dia iray avy isam-poko;
malagasy
koa ankehitriny mangalà lehilahy roa ambin'ny folo amin'ny firenen'Isiraely ho anareo, dia iray avy isam-pirenena;