Joshua 3:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niainga niala tamin’ny tranolainy hita an’i Jordana ny olona ary nitondra ny vata misy ny Fanekena eo alohany ny mpisorona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nivoaka ny lainy ny vahoaka hita an’i Jordany dia nialoha ny vahoaka ny mpisorona mitondra ny fiaran’ny fanekena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandao ny toby mba hiampita an’i Jôrdàna ny vahoaka; ary ny mpisorona nitondra ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanana no teo alohany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niala tamin'ny lainy hita an'i Jordana ny olona, ary ny mpisorona nitondra ny fiaran'ny fanekena eo alohan'ny olona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niainga niala tamin’ny tranolainy hita an’i Jordana ny olona ary nitondra ny vata misy ny Fanekena eo alohany ny mpisorona
malagasy
Ary raha niala tamin'ny lainy hita an'i Jordana ny olona, ary ny mpisorona nitondra ny fiaran'ny fanekena eo alohan'ny olona,