Joshua 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka tonga teo amin’i Jordana ireo izay nitondra ny vata misy ny Fanekena ary naroboky ny mpisorona izay nitondra ny vata misy ny Fanekena tamin’ny sisin-drano ny tongony, satria tondraka nihoatra ny morony rehetra i Jordana mandritra ny fararano,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vao tonga teo Jordany ny mpitondra ny fiara, ary niroboka ny sisin-drano ny tongotry ny mpisorona mpitondra ny fiara - fa tondraka mihoatra ny morony rehetra i Jordany mandritra ny fararano,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fotoan’ny fararano tamin’izay ka tondraka mihoatra ny morony rehetra i Jôrdàna. Raha vao tonga teo ny mpisorona nitondra ny Vatamasina ka nandroboka tongotra tao anaty renirano,
Malagasy Bible 1865
ka tonga teo Jordana izay nitondra ny fiara, ary naroboky ny mpisorona izay nitondra ny fiara tamin'ny sisin-drano ny tongony (fa tondraka mihoatra ny morony rehetra Jordana mandritra ny fararano),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
ka tonga teo Jordana izay nitondra ny fiara, ary naroboky ny mpisorona izay nitondra ny fiara tamin'ny sisin-drano ny tongony (fa tondraka mihoatra ny morony rehetra Jordana mandritra ny fararano),