Joshua 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Josoa tamin’ny olona: Manamasìna ny tenanareo fa rahampitso dia hanao fahagagana eo aminareo NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jôsoe tamin’ny vahoaka: «Hamasino ny tenanareo, fa hanao fahagagana eo afovoanareo i Iaveh rahampitso.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: – Diovy ny tenanareo fa rahampitso dia hanao zava-mahagaga eo anivonareo ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josoa tamin'ny olona: Manamasina ny tenanareo: fa rahampitso dia hanao fahagagana eo aminareo Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Josoa tamin’ny olona: Manamasìna ny tenanareo fa rahampitso dia hanao fahagagana eo aminareo NY TOMPO.
malagasy
Ary hoy Josoa tamin'ny olona: Manamasina ny tenanareo: fa rahampitso dia hanao fahagagana eo aminareo Jehovah.