Joshua 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteny tamin’ny mpisorona i Josoa hoe: Ento ny vata misy ny Fanekena ka mità eo anoloan’ny olona. Dia nitondra ny vata misy ny Fanekena izy ireo ka nandeha teo anoloan’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny tamin’ny mpisorona i Jôsoe ka nanao hoe: «Ento ny fiaran’ny fanekena ka mità eo alohan’ny vahoaka.» Dia nentin’izy ireo ny fiaran’ny fanekena, ka nandroso teo alohan’ny vahoaka izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro manaraka, dia nibaiko ny mpisorona i Josoa hoe: –Entonareo ny Vatamasina mirakitra ny fankempihavanana ka miampità eo alohan’ny vahoaka. Dia nitondra ilay Vatamasina ireo ka nandeha teo alohan’ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Ary niteny tamin'ny mpisorona Josoa ka nanao hoe: Ento ny fiaran'ny fanekena, ka mità eo anoloan'ny olona. Dia nitondra ny fiaran'ny fanekena izy ka nandeha teo anoloan'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteny tamin’ny mpisorona i Josoa hoe: Ento ny vata misy ny Fanekena* ka mità eo anoloan’ny olona. Dia nitondra ny vata misy ny Fanekena izy ireo ka nandeha teo anoloan’ny olona.
malagasy
Ary niteny tamin'ny mpisorona Josoa ka nanao hoe: Ento ny fiaran'ny fanekena, ka mità eo anoloan'ny olona. Dia nitondra ny fiaran'ny fanekena izy ka nandeha teo anoloan'ny olona.