Joshua 3:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Josoa: Anio Aho no hanomboka hanandratra anao eo imason’ny Israely rehetra, hahafantarany fa tahaka ny nombako an’i Mosesy no hombako anao koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamin’i Jôsoe: «Indro aho hanomboka hanandratra anao eo imason’i Israely rehetra mba ho fantany fa toy ny nombako an’i Môizy no ombako anao koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny TOMPO tamin’i Josoa hoe: –Anio no hanamafisako ny fahefànao eo imason’ny Israelita rehetra mba hahafantarany fa tahaka izay nombàko an’i Mosesy no hombako anao koa.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Josoa: Anio no hanandratako anao eo imason'ny Isiraely rehetra, hahafantarany fa tahaka ny nombako an'i Mosesy no hombako anao koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Josoa: Anio Aho no hanomboka hanandratra anao eo imason’ny Israely rehetra, hahafantarany fa tahaka ny nombako an’i Mosesy no hombako anao koa.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Josoa: Anio no hanandratako anao eo imason'ny Isiraely rehetra, hahafantarany fa tahaka ny nombako an'i Mosesy no hombako anao koa.