Joshua 3:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mandidia ny mpisorona izay mitondra ny vata misy ny Fanekena hoe: Rehefa tody eo amin’ny moron’ny ranon’i Jordana ianareo dia mijanòna ihany eo amin’ny Jordana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao dia manomeza izao didy izao amin’ny mpisorona mitondra ny fiaran’ny fanekena: Rehefa tonga eo amoron’ny ranon’i Jordany ianareo, dia mijanona ao anatin’i Jordany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao kosa mandidia ireo mpisorona mitondra ny Vatamasina mba hijanona ao anaty ranon’i Jôrdàna raha vao tafaroboka.
Malagasy Bible 1865
Ary mandidia ny mpisorona izay mitondra ny fiaran'ny fanekena, ka ataovy hoe: Rehefa mihatra amin'ny moron'i Jordana ianareo, dia mijanòna eo Jordana ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mandidia ny mpisorona izay mitondra ny vata misy ny Fanekena hoe: Rehefa tody eo amin’ny moron’ny ranon’i Jordana ianareo dia mijanòna ihany eo amin’ny Jordana.
malagasy
Ary mandidia ny mpisorona izay mitondra ny fiaran'ny fanekena, ka ataovy hoe: Rehefa mihatra amin'ny moron'i Jordana ianareo, dia mijanòna eo Jordana ihany.