Joshua 3:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteny tamin’ny Zanak’Israely i Josoa hoe: Manatòna atỳ ka mihainoa ny tenin’NY TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jôsoe nilaza tamin’ny zanak’i Israely hoe: «Manatòna ianareo, ary mihainoa ny tenin’i Iaveh Andriamanitrareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Josoa nanao tamin’ny Israelita hoe: –Manatona etỳ ka mihainoa izay lazain’ny TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Ary Josoa nanao tamin'ny Zanak'Isiraely hoe: Mankanesa atỳ, ka mihainoa ny tenin'i Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteny tamin’ny Zanak’Israely i Josoa hoe: Manatòna atỳ ka mihainoa ny tenin’NY TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
Ary Josoa nanao tamin'ny Zanak'Isiraely hoe: Mankanesa atỳ, ka mihainoa ny tenin'i Jehovah Andriamanitrareo.