Joshua 4:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tafita an’i Jordana avokoa ny olona rehetra dia hoy NY TOMPO tamin’i Josoa:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafita an’i Jordany avokoa ny firenena rehetra, dia hoy i Iaveh tamin’i Jôsoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tafita an’i Jôrdàna avokoa ny firenena manontolo, dia hoy ny TOMPO tamin’i Josoa:
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tafita an'i Jordana avokoa ny olona rehetra, Jehovah dia niteny tamin'i Josoa hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tafita an’i Jordana avokoa ny olona rehetra dia hoy NY TOMPO tamin’i Josoa:
malagasy
Ary rehefa tafita an'i Jordana avokoa ny olona rehetra, Jehovah dia niteny tamin'i Josoa hoe: