Joshua 4:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tafita avokoa ny olona rehetra dia nita teo anoloan’ny olona koa ny vata misy ny faneken’NY TOMPO sy ireo mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tapitra avokoa ny vahoaka rehetra dia nandeha teo anoloan’ny vahoaka ny fiaran’i Iaveh sy ny mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary rehefa tafita avokoa ireo dia nandeha ho eny alohany indray ny mpisorona miaraka amin’ny Vatamasin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tafita avokoa ny olona rehetra, dia nita koa ny fiaran'i Jehovah sy ireo mpisorona teo anoloan'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tafita avokoa ny olona rehetra dia nita teo anoloan’ny olona koa ny vata misy ny faneken’NY TOMPO sy ireo mpisorona.
malagasy
Ary rehefa tafita avokoa ny olona rehetra, dia nita koa ny fiaran'i Jehovah sy ireo mpisorona teo anoloan'ny olona.