Joshua 4:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tokony ho lehilahy efatra alina efa voaomana hiady no nita teo anatrehan’NY TOMPO mba hanafika any amin’ny tany ngazana any Jeriko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lehilahy sahabo ho 40.000 voaoman-kiady no nita teo anatrehan’i Iaveh teo amin’ny tany lemak’i Jerikô.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tokony ho efatra alina ireo miaramila vonon-kiady no nita an’i Jôrdàna teo anatrehan’ny TOMPO ho any amin’ny tany lemak’i Jerikao.
Malagasy Bible 1865
Tokony ho lehilahy efatra alina efa voaomana hiady no nita teo anatrehan'i Jehovah hanafika, ho eo amin'ny tani-hay any Jeriko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tokony ho lehilahy efatra alina efa voaomana hiady no nita teo anatrehan’NY TOMPO mba hanafika any amin’ny tany ngazana any Jeriko.
malagasy
Tokony ho lehilahy efatra alina efa voaomana hiady no nita teo anatrehan'i Jehovah hanafika, ho eo amin'ny tani-hay any Jeriko. [Heb. Arabà]