Joshua 4:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Josoa:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny tamin’i Jôsoe i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia hoy ny Tompo tamin’i Josoa:
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Josoa ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Josoa:
malagasy
Ary Jehovah niteny tamin'i Josoa ka nanao hoe: