Joshua 4:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandidia ny mpisorona izay mitondra ny vata misy ny Vavolombelona mba hiakatra hiala ao Jordana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Omeo didy ny mpisorona mitondra ny fiaran’ny Vavolombelona, hiala eo Jordany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Omeo baiko ireo mpisorona mpitondra ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana mba hiakatra avy tao Jôrdàna.
Malagasy Bible 1865
Mandidia ny mpisorona izay mitondra ny fiaran'ny Vavolombelona hiakatra hiala eo Jordana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandidia ny mpisorona izay mitondra ny vata misy ny Vavolombelona mba hiakatra hiala ao Jordana.
malagasy
Mandidia ny mpisorona izay mitondra ny fiaran'ny Vavolombelona hiakatra hiala eo Jordana. [Dia ny didy folo]