Joshua 4:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandidy ny mpisorona i Josoa hoe: Miakara hiala ao Jordana ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nomen’i Jôsoe ny mpisorona izao didy izao: «Mialà eo Jordany ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nomen’i Josoa baiko ry zareo mba hiakatra avy tao.
Malagasy Bible 1865
Dia nandidy ny mpisorona Josoa ka nanao hoe: Miakara hiala eo Jordana ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandidy ny mpisorona i Josoa hoe: Miakara hiala ao Jordana ianareo.
malagasy
Dia nandidy ny mpisorona Josoa ka nanao hoe: Miakara hiala eo Jordana ianareo.