Joshua 4:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahafolo tamin’ny volana voalohany no niakatra niala teo Jordana ny olona ka nitoby tany Gilgala, teo amin’ny sisintany atsinanan’i Jeriko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro fahafolon’ny volana voalohany no niala teo Jordany ny vahoaka dia nitoby tao Galgalà, teo amin’ny sisin-tanin’i Jerikô farany atsinanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny andro fahafolon’ny volana voalohany no nitàn’ny vahoaka israelita an’i Jôrdàna, ary nitobiany tao Gilgala teo atsinanan’i Jerikao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona niakatra niala teo Jordana tamin'ny andro fahafolo tamin'ny volana voalohany ka nitoby tany Gilgala, teo amin'ny sisin-tany atsinanan'i Jeriko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahafolo tamin’ny volana voalohany no niakatra niala teo Jordana ny olona ka nitoby tany Gilgala, teo amin’ny sisintany atsinanan’i Jeriko.
malagasy
Ary ny olona niakatra niala teo Jordana tamin'ny andro fahafolo tamin'ny volana voalohany ka nitoby tany Gilgala, teo amin'ny sisin-tany atsinanan'i Jeriko.