Joshua 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Makà lehilahy roa amby folo amin’ny olona, dia iray avy isam-poko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mangalà roa ambin’ny folo lahy amin’ny vahoaka, dia lehilahy iray avy isam-pokony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mifidiana 12 lahy, iray avy isaky ny foko,
Malagasy Bible 1865
Mangalà lehilahy roa ambin'ny folo amin'ny olona, dia iray avy isam-pirenena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Makà lehilahy roa amby folo amin’ny olona, dia iray avy isam-poko,
malagasy
Mangalà lehilahy roa ambin'ny folo amin'ny olona, dia iray avy isam-pirenena,