Joshua 4:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo vato roa amby folo nalainy tao Jordana dia natsangan’i Josoa tany Gilgala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natsangan’i Jôsoe teo Galgalà, ny vato roa ambin’ny folo nalain’izy ireo tao Jordany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nasain’i Josoa natsangana tao Gilgala ireo vato 12 nalaina tao Jôrdàna;
Malagasy Bible 1865
Ary ireny vato roa ambin'ny folo nalainy teo Jordana ireny dia natsangan'i Josoa tany Gilgala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo vato roa amby folo nalainy tao Jordana dia natsangan’i Josoa tany Gilgala.
malagasy
Ary ireny vato roa ambin'ny folo nalainy teo Jordana ireny dia natsangan'i Josoa tany Gilgala.