Joshua 4:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamin’ny Zanak’Israely: Raha manontany ny rainy ny taranakareo any amin’ny andro ho avy hoe: Inona no anton’ireo vato ireo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy izy tamin’ny zanak’i Israely: Rehefa hanontany an-drainy ny zanakareo indray andro any hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
avy eo dia hoy izy tamin’ny vahoaka israelita: –Any aoriana any, rehefa hanontanian’ny zanakareo ny anton’ireto vato ireto ianareo,
Malagasy Bible 1865
Dia niteny tamin'ny Zanak'Isiraely izy ka nanao hoe: Raha manontany ny rainy ny taranakareo any amin'ny andro ho avy hoe: Inona no anton'ireo vato ireo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy tamin’ny Zanak’Israely: Raha manontany ny rainy ny taranakareo any amin’ny andro ho avy hoe: Inona no anton’ireo vato ireo?
malagasy
Dia niteny tamin'ny Zanak'Isiraely izy ka nanao hoe: Raha manontany ny rainy ny taranakareo any amin'ny andro ho avy hoe: Inona no anton'ireo vato ireo?