Joshua 4:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hambaranareo aminy hoe: Tamin’ny tany maina no nitan’ny Israely ity Jordana ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Inona no hevitr’ireo vato ireo? dia atoroy ny zanakareo ataovy hoe: Nandia tany maina i Israely nita io Jordany io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia izao no hampahafantarinareo azy: «Nandia tany maina isika Israelita fahizany raha nita io Jôrdàna io.
Malagasy Bible 1865
dia hambaranareo aminy hoe: Tamin'ny tany maina no nitan'ny Isiraely ity Jordana ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hambaranareo aminy hoe: Tamin’ny tany maina no nitan’ny Israely ity Jordana ity.
malagasy
dia hambaranareo aminy hoe: Tamin'ny tany maina no nitan'ny Isiraely ity Jordana ity.