Joshua 4:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin’ny tany fa mahery ny tanan’NY TOMPO ary mba hatahorany mandrakizay NY TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho fantatry ny firenena rehetra eto an-tany, fa mahery ny tanan’i Iaveh, ary mba hatahoranareo mandrakariva an’i Iaveh Andriamanitrareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no hahafantaran’ny firenena rehetra ambonin’ny tany fa lehibe ny herin’ny TOMPO, ary hanajanareo mandrakizay ny TOMPO Andriamanitrareo!
Malagasy Bible 1865
mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin'ny tany fa mahery ny tànan'i Jehovah, ary mba hatahorany an'i Jehovah Andriamanitrareo mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin’ny tany fa mahery ny tanan’NY TOMPO ary mba hatahorany mandrakizay NY TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin'ny tany fa mahery ny tànan'i Jehovah, ary mba hatahorany an'i Jehovah Andriamanitrareo mandrakizay.