Joshua 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba ho famantarana eo aminareo izany. Raha manontany ny zanakareo amin’ny andro ho avy hoe: Inona no anton’ireo vato ireo aminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho famantarana eo afovoanareo izany. Raha manontany anareo ny zanakareo indray andro any, manao hoe: Inona, hoy ianareo, no hevitr’ireo vato ireo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo vato ireo dia ho famantarana eo anivonareo; koa any aoriana any ianareo, rehefa hanontanian’ny zanakareo ny anton’ireo vato,
Malagasy Bible 1865
mba ho famantarana eo aminareo izany, raha manontany ny zanakareo amin'ny andro ho avy manao hoe: Inona no ataonareo ho anton'ireo vato ireo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba ho famantarana eo aminareo izany. Raha manontany ny zanakareo amin’ny andro ho avy hoe: Inona no anton’ireo vato ireo aminareo?
malagasy
mba ho famantarana eo aminareo izany, raha manontany ny zanakareo amin'ny andro ho avy manao hoe: Inona no ataonareo ho anton'ireo vato ireo?