Joshua 5:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny ampitson’ny Paska dia nihinana ny vokatry ny tany izy, dia mofo tsy misy masirasira sy lango, tamin’izany andro izany indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ampitson’ny Paka ihany no efa nihinanany mofo tsy misy lalivay sy lango, tamin’ny vokatry ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitson’ny Paska dia nihinana mofo tsy misy leviora sy lango avy amin’ny vokatry ny tany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitson'ny Paska, dia nihinana ny vokatry ny tany izy tamin'izany andro izany indrindra, dia mofo tsy misy masirasira sy lango.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny ampitson’ny Paska dia nihinana ny vokatry ny tany izy, dia mofo tsy misy masirasira sy lango, tamin’izany andro izany indrindra.
malagasy
Ary nony ampitson'ny Paska, dia nihinana ny vokatry ny tany izy tamin'izany andro izany indrindra, dia mofo tsy misy masirasira sy lango.