Joshua 5:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Ilay mpitarika ny miaramilan’NY TOMPO tamin’i Josoa: Esory amin’ny tongotrao ny kapanao fa masina io tany ijanonanao io. Dia nataon’i Josoa izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nidaboka tamin’ny tany sy niankohoka i Jôsoe, ka nanao taminy hoe: «Inona no lazain’ny Tompoko amin’ny mpanompony?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ilay lehiben’ny tafiky ny TOMPO tamin’i Josoa: –Esory eny an-tongotrao ny kapanao fa masina io toerana ijoroanao io. Dia nataon’i Josoa izany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Ilay Komandin'ny miaramilan'i Jehovah tamin'i Josoa: Esory amin'ny tongotrao ny kapanao; fa masina io tany ijanonanao io. Dia nataon'i Josoa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Ilay mpitarika ny miaramilan’NY TOMPO tamin’i Josoa: Esory amin’ny tongotrao ny kapanao fa masina io tany ijanonanao io. Dia nataon’i Josoa izany.
malagasy
Dia hoy Ilay Komandin'ny miaramilan'i Jehovah tamin'i Josoa: Esory amin'ny tongotrao ny kapanao; fa masina io tany ijanonanao io. Dia nataon'i Josoa izany.