Joshua 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany no nilazan’NY TOMPO tamin’i Josoa hoe: Manaova hareza vato ho anao, koa atombohy indray ny famorana ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany hoy i Iaveh tamin’i Jôsoe: «Manaova antsy vato ho anao, ka ataovy fanindroany ny famorana ny zanak’i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay koa dia hoy ny TOMPO tamin’i Josoa: –Manaova antsy vato ho anao, ka forao ireto Israelita taranaka vaovao ireto.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany no nilazan'i Jehovah tamin'i Josoa hoe: Manaova fiharatra vato ho anao, ka atombohy indray ny famorana ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany no nilazan’NY TOMPO tamin’i Josoa hoe: Manaova hareza vato ho anao, koa atombohy indray ny famorana ny Zanak’Israely.
malagasy
[Ny namorana ny olona izay nateraka tany an-efitra, sy ny nitandremany ny Paska, ary ny nitsaharan'ny mana] Tamin'izany andro izany no nilazan'i Jehovah tamin'i Josoa hoe: Manaova fiharatra vato ho anao, ka atombohy indray ny famorana ny Zanak'Isiraely.