Joshua 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanao hareza vato ho azy i Josoa ka namora ny Zanak’Israely teo amin’ny havoana Haralota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanao antsy vato ho azy i Jôsoe, ka namory ny zanak’i Israely teo an-kavoana Aralota.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao antsy vato ho azy i Josoa ka namora ny Israelita. Teo amin’ny toerana izay nantsoina hoe Gibehà-Haralôta na havoana famorana no nanaovana izany.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao fiharatra vato ho azy Josoa ka namora ny Zanak'Isiraely teo an-kavoana Haralota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanao hareza vato ho azy i Josoa ka namora ny Zanak’Israely teo amin’ny havoana Haralota.
malagasy
Dia nanao fiharatra vato ho azy Josoa ka namora ny Zanak'Isiraely teo an-kavoana Haralota.