Joshua 5:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa noforana ny lehilahy rehetra dia nitoetra tao amin’ny fitoerany tany an-toby izy mandra-pahasitrany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tapitra voafora avokoa ny firenena rehetra dia nijanona teo amin’izay nitoerany tao an-toby izy aloha, mandra-pahasitrany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa voafora avokoa izy rehetra, dia nijanona tao an-toby ihany aloha ambara-pahasitrany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa noforana ny lehilahy rehetra, dia nitoetra tao amin'ny fitoerany tany an-toby izy mandra-pahasitrany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa noforana ny lehilahy rehetra dia nitoetra tao amin’ny fitoerany tany an-toby izy mandra-pahasitrany.
malagasy
Ary rehefa noforana ny lehilahy rehetra, dia nitoetra tao amin'ny fitoerany tany an-toby izy mandra-pahasitrany.