Joshua 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Josoa: Androany no nanakodiavako ny fandatsan’i Ejipta ho afaka aminareo. Ary ny anaran’izany tany izany dia nataony hoe Gilgala mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamin’i Jôsoe: «Noesoriko ho afaka taminareo androany ny fahafaham-baraka tany Ejipta.» Dia natao hoe Galgalà mandraka androany izany toerana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia hoy ny TOMPO tamin’i Josoa: –Androany no nanesorako taminareo ny henatra izay nentinareo avy tany Ejipta. Izany no niantsoana an’io toerana io hoe Gilgala mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah tamin'i Josoa: Androany no nanakodiavako ny fandatsan'i Egypta ho afaka aminareo. Ary ny anaran'izany tany izany dia nataony hoe Gilgala mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Josoa: Androany no nanakodiavako ny fandatsan’i Ejipta ho afaka aminareo. Ary ny anaran’izany tany izany dia nataony hoe Gilgala mandraka androany.
malagasy
Dia hoy Jehovah tamin'i Josoa: Androany no nanakodiavako ny fandatsan'i Egypta ho afaka aminareo. Ary ny anaran'izany tany izany dia nataony hoe Gilgala mandraka androany. [Gilgala = Fanakodiavana]