Joshua 6:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nihidy mafy i Jeriko tamin’izany noho ny Zanak’Israely: Tsy nisy nivoaka avy tao ary tsy nisy niditra nankao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihidy i Jerikô, ka nirindrina hatraiza hatraiza noho ny amin’ny zanak’i Israely: tsy nisy nivoaka, tsy nisy niditra ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny vavahadin’i Jerikao dia nihidy mafy tokoa teo anoloan’ny Israelita, ka tsy nisy olona afa-nivoaka ny tanàna ary tsy nisy afa-niditra.
Malagasy Bible 1865
Ary nihidy mafy Jeriko tamin'izany noho ny Zanak'Isiraely: tsy nisy nivoaka, ary tsy nisy niditra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nihidy mafy i Jeriko tamin’izany noho ny Zanak’Israely: Tsy nisy nivoaka avy tao ary tsy nisy niditra nankao.
malagasy
Ary nihidy mafy Jeriko tamin'izany noho ny Zanak'Isiraely: tsy nisy nivoaka, ary tsy nisy niditra.