Joshua 6:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vahoaka dia efa noraran’i Josoa hoe: Aza manakora na mamoaka feo na miloa-bava akory aza mandra-pahatongan’ny andro hilazako aminareo hoe: Manakorà! Ary amin’izay ianareo vao hanakora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no didy efa nomen’i Jôsoe ny vahoaka: «Aza manakora na miloa-peo, ary aza miloaka teny indraimbava akory ny vavanareo, mandra-pahatongan’ny andro hilazako aminareo hoe: Manakorà. Fa amin’izay vao hanakora ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary Josoa efa nandidy ny vahoaka hoe: «Aza manakora na manao izay andrenesam-peo na mamoaka teny akory aza; fa amin’ny andro hilazako aminareo hoe manaova akoran’ady, vao hanao akoran’ady ianareo».
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka efa noraran'i Josoa hoe: Aza manakora na mamoaka feo na miloa-bava akory aza mandra-pahatongan'ny andro hanaovako aminareo hoe: Manakorà! dia vao amin'izay ianareo no hanakora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vahoaka dia efa noraran’i Josoa hoe: Aza manakora na mamoaka feo na miloa-bava akory aza mandra-pahatongan’ny andro hilazako aminareo hoe: Manakorà! Ary amin’izay ianareo vao hanakora.
malagasy
Ary ny vahoaka efa noraran'i Josoa hoe: Aza manakora na mamoaka feo na miloa-bava akory aza mandra-pahatongan'ny andro hanaovako aminareo hoe: Manakorà! dia vao amin'izay ianareo no hanakora.