Joshua 6:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanodidina ny tanàna indray mandeha ny vata misy ny faneken’NY TOMPO; dia nankany an-toby ny olona ka nitoetra tany nandritra ny alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandroso nanodidina ny tanàna ny fiaran’i Iaveh, dia nanodidina azy indray mandeha; ka rehefa izany dia niverina tany an-toby ny olona, dia nandry tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentina nanodidina ny tanàna indray mandeha ny Vatamasin’ny TOMPO; ary niverina tany an-toby ny Israelita ka nandry tao.
Malagasy Bible 1865
Ary nanodidina ny tanàna indray mandeha ny fiaran'i Jehovah; dia nankany an-toby ny olona ka nitoetra tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanodidina ny tanàna indray mandeha ny vata misy ny faneken’NY TOMPO; dia nankany an-toby ny olona ka nitoetra tany nandritra ny alina.
malagasy
Ary nanodidina ny tanàna indray mandeha ny fiaran'i Jehovah; dia nankany an-toby ny olona ka nitoetra tany.