Joshua 6:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifoha vao maraina i Josoa ary nitondra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO ny mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ampitson’iny, dia nifoha i Jôsoe, ary nitondra ny fiaran’i Iaveh ny mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifoha vao maraina be i Josoa ny ampitso ary nolanjain’ny mpisorona indray ny Vatamasin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia nifoha maraina koa Josoa, ary ny mpisorona nitondra ny fiaran'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifoha vao maraina i Josoa ary nitondra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO ny mpisorona.
malagasy
Dia nifoha maraina koa Josoa, ary ny mpisorona nitondra ny fiaran'i Jehovah.