Joshua 6:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanodidina ny tanàna indray mandeha koa izy tamin’ny andro faharoa vao niverina tany an-toby; henemana no nanaovany toy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandeha nanodidina ny tanàna indray mandeha koa izy tamin’ny andro faharoa, dia niverina tany an-toby; ka henemana izy nanao izany ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’io andro faharoa io dia nanodidina ny tanàna indray mandeha koa ry zareo, vao niverina tany an-toby. Enina andro no nanaovany toy izany.
Malagasy Bible 1865
Dia nanodidina ny tanàna indray mandeha koa izy tamin'ny andro faharoa ka niverina tany an-toby; henemana no nanaovany toy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanodidina ny tanàna indray mandeha koa izy tamin’ny andro faharoa vao niverina tany an-toby; henemana no nanaovany toy izany.
malagasy
Dia nanodidina ny tanàna indray mandeha koa izy tamin'ny andro faharoa ka niverina tany an-toby; henemana no nanaovany toy izany.