Joshua 6:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’ny nandehanany fanimpitony, raha nitsoka ny anjomara ny mpisorona, dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: Manakorà! Fa efa nomen’NY TOMPO anareo ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tamin’ny fanimpitony raha nitsoka ny trômpetra ny mpisorona, dia hoy i Jôsoe tamin’ny vahoaka: «Manakorà, fa efa natolotr’i Iaveh anareo ny tanàna.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tamin’ny fihodinana fahafito, rehefa nampaneno ny trompetra ireo mpisorona, dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: –Manaova akoran’ady fa efa natolotry ny TOMPO anareo ny tanàna!
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny nandehanany fanimpitony, raha nitsoka ny anjomara ny mpisorona, dia hoy Josoa tamin'ny vahoaka: Manakorà! fa efa nomen'i Jehovah anareo ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’ny nandehanany fanimpitony, raha nitsoka ny anjomara ny mpisorona, dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: Manakorà! Fa efa nomen’NY TOMPO anareo ny tanàna.
malagasy
Ary tamin'ny nandehanany fanimpitony, raha nitsoka ny anjomara ny mpisorona, dia hoy Josoa tamin'ny vahoaka: Manakorà! fa efa nomen'i Jehovah anareo ny tanàna.