Joshua 6:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa mitandrema kosa ianareo ny amin’ny zavatra voaozona, fandrao raha manolotra zavatra ho voaozona ianareo, nefa ianareo no maka amin’ny zavatra voaozona indray, dia hahatonga ny tobin’ny Israely ho voaozona izany ka hampidi-doza aminy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremonareo anefa ny amin’ny zavatra natao anatema, fandrao mahatonga ny tobin’i Israely ho anatema ka mampitabataba azy ianareo, raha maka zavatra amin’izay nataonareo anatema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa mitandrema ianareo fandrao hitsiriritra ireo zavatra haringana hafoy ho an’ny Tompo ka maka amin’ireo, fa hitondra loza sy fandravana ho an’ny tobin’i Israely ianareo.
Malagasy Bible 1865
Kanefa mitandrema kosa ianareo ny amin'ny zavatra voaozona, fandrao manolotra zavatra ho voaozona ianareo, nefa maka amin'ny zavatra voaozona kosa, ka mahatonga ny tobin'ny Isiraely ho voaozona ary mampidi-doza aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa mitandrema kosa ianareo ny amin’ny zavatra voaozona, fandrao raha manolotra zavatra ho voaozona ianareo, nefa ianareo no maka amin’ny zavatra voaozona indray, dia hahatonga ny tobin’ny Israely ho voaozona izany ka hampidi-doza aminy ianareo.
malagasy