Joshua 6:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny volafotsy sy ny volamena rehetra ary ny fanaka varahina sy vy dia masina ho an’NY TOMPO. Hatao ao amin’ny trano fitahirizana ao amin’ny tranon’NY TOMPO izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny volafotsy amam-bolamena rehetra, mbamin’ny fanaka varahina sy vy, dia hatokana ho an’i Iaveh avokoa, ka hiditra amin’ny rakitr’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny volafotsy sy volamena rehetra ary ny fanaka rehetra halimo sy vy dia hatokana ho Azy TOMPO ka haiditra ao amin’ny firaketan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fa ny volafotsy sy ny volamena rehetra ary ny fanaka varahina sy vy dia masina ho an'i Jehovah; hatao ao amin'ny rakitr'i Jehovah izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny volafotsy sy ny volamena rehetra ary ny fanaka varahina sy vy dia masina ho an’NY TOMPO. Hatao ao amin’ny trano fitahirizana ao amin’ny tranon’NY TOMPO izany.
malagasy
Fa ny volafotsy sy ny volamena rehetra ary ny fanaka varahina sy vy dia masina ho an'i Jehovah; hatao ao amin'ny rakitr'i Jehovah izany.