Joshua 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Josoa: Indro, efa natolotro eo an-tananao i Jeriko sy ny mpanjakany mbamin’ny lehilahy mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamin’i Jôsoe: «Jereo, efa natolotro eo an-tananao i Jerikô, mbamin’ny mpanjakany sy ny olo-maheriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Josoa: –Indro fa atolotro eo an-tananao i Jerikao sy ny mpanjakany ary ny maherifony.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Josoa: Indro, efa natolotro eo an-tananao Jeriko sy ny mpanjakany mbamin'ny lehilahy mahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Josoa: Indro, efa natolotro eo an-tananao i Jeriko sy ny mpanjakany mbamin’ny lehilahy mahery.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Josoa: Indro, efa natolotro eo an-tananao Jeriko sy ny mpanjakany mbamin'ny lehilahy mahery.