Joshua 6:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izy roa lahy izay nisafo tany dia efa nilazan’i Josoa hoe: Midira ao amin’ny tranon’ilay vehivavy janga ka ento mivoaka avy tao Ravehivavy sy ny havany rehetra ary izay mety ho azy, araka izay nianiananareo taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jôsoe tamin’izy roa lahy izay nisafo ny tany: «Midira ao an-tranon’ilay vehivavy janga, ka ento mivoaka ravehivavy sy izay rehetra azy, araka ny efa nianiananareo taminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Josoa tamin’ireo roa lahy nisafo ny tany: –Mankanesa any an-tranon’i Rahaba mpivaro-tena, ka avoahy tao izy sy ny havany rehetra araka izay efa nianiananareo taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary izy roa lahy izay efa nisafo ny tany dia efa nilazan'i Josoa hoe: Mankanesa ao amin'ny tranon'ilay vehivavy janga, ka ento mivoaka ravehivavy sy ny havany rehetra ary izay mety ho azy, araka izay nianiananareo taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izy roa lahy izay nisafo tany dia efa nilazan’i Josoa hoe: Midira ao amin’ny tranon’ilay vehivavy janga ka ento mivoaka avy tao Ravehivavy sy ny havany rehetra ary izay mety ho azy, araka izay nianiananareo taminy.
malagasy